TOMPO O MIANDRANDRA ANAO IZAHAY (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tononkira.serasera.org ô miandrandra Anao qgsx zahay
Tompo ô miantso udxvmmj ny anaranao!!
Miangavy , mitalaho
Henoy ny vavakay mba tsy hitanondrika ny mpanomponao
Fa na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka qpchy mila ho kivy sy hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
Tompo ô miantso udxvmmj ny anaranao!!
Miangavy , mitalaho
Henoy ny vavakay mba tsy hitanondrika ny mpanomponao
Fa na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka qpchy mila ho kivy sy hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
--------
Lien:
