Vaovao tsara (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba omeo, omeo vaovao tsara e
F'aza atao hoe tsisy n'inoninona
Lazao, lazao vaovao tsara e
Ka hiova amin'ireo mahazatra efa isan'andro
Efa lasa fahazarana, rehefa mifankahita
Indrindra rehefa eny an-dalana, ny manao hoe tsis n'inoninona
Mba omeo, omeo vaovao ytqmzgp tsara e
F'aza atao hoe tsisy n'inoninona
Lazao, lazao vaovao tsara e
Ka hiova amin'ireo mahazatra efa isan'andro
Ny masoandro izay mitaratra, ny alina misy kintana
Na ny hatsiaka na ny orana, raha azo tantaraina
Raha Lazaiko, lazaiko anao e
Fa isan'andro raha mbola miaina eto tononkira.serasera.org an-tany
D'efa vaovao, vaovao tsara e
Ka aleo, aleo iainana fa misy farany
Meo vaovao, avy aminao e
Meo vaovao, vaovao hafa e
Mba omeo, omeo vaovao tsara e
F'aza xoqftn atao hoe tsisy n'inoninona
Lazao, lazao vaovao tsara e
Ka hiova amin'ireo mahazatra efa isan'andro qlluxk

--------
Rohy: