You are here: home > Tononkira > Kiaka

Mihodina mirevy (Kiaka)

Tsisy atao amin'ny andro harivariva
Tanora maro ety
Mifampitaona hiara-hikorana
Eny rehetra eny
Hanala azy, week-end ny andro
Krimba sy boite de nuit
Misotrosotro, ny sasany tena mamo
Faly sambatra ery

Mirevy e ! mihodina mirevy eh !
Toa tsy mety vita ah, Tsiky dia ampymiha-mamy hatrany

Revy atao, toa tsy mety lany
Fa vao maika miampy
(….)  sipakely wishky
Falifaly ery
Tsy hita akory lasa ilay fotoana
Tonga ny maraina
Malaina mody hamonjy ny akany
Okay! Sur daol zay rlety

Mirevy e ! mihodina mirevy
Toa tsy mety vita ah, miha-mamy hatrany


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 72
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lucianahrandriam
Tamin'ny : 09/07/2019 20:13:20
ID : 11887

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo