You are here: home > Tononkira > Kiaka

FY (Kiaka)

https://tononkira.serasera.org/hira/kiaka/fy

Azonao ihany aho
Nony farany
Notiavinao, mamy èry
Toa reko ilay fonao
Miantsoantso hoe :
Tiako be ianao

Lasanao izany tenako
Sy notiavinao ny Tsiky dia ampytenako
Nanjary tia anao, fy…..

Topimaso no nahitanao ahy
Tsiky foana no nasesiko anao
Endratrendrana ianao mijery ahy
Tsy matahotra aho
Satria vehivavy ianao

KIAKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 3415
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Hasimbola
Tamin'ny : 15/06/2002 08:17:40
ID : 735

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy