Vola Maloto (feat Gigstha) (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet Kemyrah

Iaraha mahalala ilay fiainana anie hoy aho tsy Easy.
Vao mihodina ialahy oa dia Biff
Ny ankoatr'izay hoy aho tsy izy
Izaho hoy aho mila mba tafita,
Amin'ny fomba ahoana?
Alaiko ankeriny hoy aho ny Paradisa
Dia izao aho ikaly rehefa mba noana

Ilay life anie hoy aho ka mamay e
Ny ho avin’ny zanaka aman-para mba ahoana
Sa hoe vitan’ny mbay e
Dia tsy afaky ny hiteny fa moana

Ny ahy iny anie vita eny ihany
Fa ny papouse ve no hampijaliana
Ialahy afaka mandry fotsy fa izany ve no mbola hiainany any aoriana.

Ka aleo aloha mandray decision..anh anh
Ny ahatafita ny zanaka no mba atao ambition
Tsy quoi na hamonoana olona aza ny sera
Farafaharatsiny ny zanako lesy lasa millionaire

Ref :
(Kemyrah) Ny asako sy ny taranako dia aoka ho adidiko ihany
Tsisy tiako mihoatra ny zanako raha mbola eto an-tany
Tsy mba hiafy izany i Madama
Fahantrana tsy tazana
Tsy maintsy tafa daholo ny ankizy alohan’izaho lasa razana.
(Gigstha) izahay vonona hanao vola maloto (x5)

Couplet Gigstha

Efa ela aho no kopy
Tsy mahatafa ny Hip-Hop
Fa mila mi-bosy
Izay vao lasa Big Boss
Izaho vonona ny hiady
Izaho vonona ny hiafy
Ahazoan’ireo zanako izay tsy nananako

Izaho vonona ny hiady
Ataoko foana ny seraaa
Izay ahazoako Money
Sokatra sy volamena
Tsy quoi io na moly ee.
Izaho tsy mifidy
Izay lalana hiavian’ny Biff
Fa ny haiko mila mitafy ny ankizy

Mitafy tsaaara.
Anatin'ny harena
Tsisy afa tsy izay lafo tsara
Oh ry menaky ny aiko matoria
Dada eo foana mahatoky
Ianareo mandrakizay tsy ho ory

Ref :
(Kemyrah) Ny asako sy ny taranako dia aoka ho adidiko ihany
Tsisy tiako mihoatra ny zanako raha mbola eto an-tany
Tsy mba hiafy izany i Madama
Fahantrana tsy tazana
Tsy maintsy tafa daholo ny ankizy alohan’izaho lasa razana.
(Gigstha) izahay vonona hanao vola maloto (x5)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kemyrah
Daty : 05/12/2020 10:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102