Gentlemen (feat. THT) (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gentleman

Kemyrah :
Mety hoe mamolaka izaho rehefa eo imason'ny akama
Indraindray masiaka tsy hoe miavona izaho, sanatria ry malala
Boto 'zaho ekeko fa zah manana fitiavana tsy azo fafana
Aza matahotra ianao fa tantanako rehefa malama
Hey ! efa hainao fa bandy maditra
Nefa ny fitiavako tsy mety ho ritra
Minoa fa mandrakizay hoy aho ny tantarantsika
Tsy ho very ianao, tsy ho very ianao izany neny e
Love be fa izany kony aloha tsy asehoko
Izay kozy miainga avy any aloha tsy ahoako
Bitch tsy handaniako ny volako
F’ianao hoy aho ny Queen dia izaho no Duc no haiko
Ilay izaho le maka lagy iny hoy aho tsy fanahinina
Ilay sipa hafa tamin'iny hoy aho efa nariana
Izaho "Gentleman" tsy mila gafy
Miangavy aza angatahana ilay mot de passe

Farao :
Na misy hafa any ankoatra
Fa tinao ihany ny anilako oh
Iafinao ihany ny ditrako oh
Satria ianao ko kopy yeah
Fa tsy vitan'ny any ny vitako oh
Tokam-po zaho na jiolahim-boto
Anilako ianao mahazo matoky

Jizz :
Te hanova ny ampitsoko aho, dia hanova ny fihetsiko aho
Ilay kibo io tsy ampoiziko a, raha zaza iny tsy hapitsoko
Raha tery iny dia isisika aho
Ianao ihany no nofisiko hoy aho
Ilay maso menamena tsy tomany iny fa ditsoka
Zaho tsy misy daba fa ny kitroko no vam
Zaho ilay roi de Coeur
Fa ianao kosa ny Dame
Ny antsika efa milamina
Efa koboko ny plan
Taloha za le rakay fa izao kosa aho efa mpisam
Fa le mivoaka alina, tairo fa ho hajaniko
Ho antsoiko daholo ny boto
Ataoko bar koa ny tranoko
Izaho anie efa niova e, efa tsy mifoka
Ilay melia be taloha iny efa lasa good look
Inona no tianao fa ovaiko izay tsy nety ?
Raha fomba fitafy dia soloiko vetivety
Ity koa ilay CD Wu Tang, Dre de Tupac
Tonga dia simbao dia ndao ovay Joseph d'af

Farao :
Na misy hafa any ankoatra
Fa tinao ihany ny anilako oh
Iafinao ihany ny ditrako oh
Satria ianao ko kopy yeah
Fa tsy vitan'ny any ny vitako oh
Tokam-po zaho na jiolahim-boto
Anilako ianao mahazo matoky

Sphynx & Farao
Efa aiko ilay andrasanao amiko
Fa izaho mihitsy hatramin'izay no mbola tsy nazoto
Ianao aloha sady tiako no mamiko
Fa tsy hitory fitiavana aminao izany mihitsy ny boto
Fa androany aho hanao vina
Za tsy hanary anao mihitsy na oviana na oviana
Ianao mahazo mahatoky
Na be ny fakam-panahy
Aleoko manao hendry mody voky
Fa ianao aza manahy
Ny revy sy ny sipa, efa nialako
Na ho ataoko parsi ho fanajana anao
Efa azoko ihany ianao hoy aho dia tsy amelako
Fa ho asiko peratra ny tananao
Ilay ranomasonao, ilay tebiteby lava
Ho fafako tsy hisy intsony manomboka anio
Hitondrako voninkazo ianao rehefa mirava
Ho mariky ny fitiavako efa madio

Farao :
Na misy hafa any ankoatra
Fa tinao ihany ny anilako oh
Iafinao ihany ny ditrako oh
Satria ianao ko kopy yeah
Fa tsy vitan'ny any ny vitako oh
Tokam-po zaho na jiolahim-boto
Anilako ianao mahazo matoky

Ka mety hoe...
Za be revy be
Na tsy nampiseho hoe love be izaho angamba
Na mety hoe be dia be
Ilay kozy mandeha
tsy hisy afa tsy ianao ny ahy ny fo efa jamba

Na misy hafa any ankoatra
Fa tinao ihany ny anilako oh
Iafinao ihany ny ditrako oh
Nataoko hoe tafahoatra
Iafinao ihany ny ditrako oh
Satria ianao ko kopy yeah
Fa tsy vitan'ny any ny vitako oh
Tokam-po zaho na jiolahim-boto
Anilako ianao mahazo matoky
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 2162
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kemyrah_tononkira
Daty : 11/04/2020 17:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762