Mosavy (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gaga aho fa toa lasa tiako be zany nao
F?inona ny zavatra niseho, inona ny zava-tsy haiko?
Toa zavatra tsy takan'ny saiko mba hazavao
Inona ny zava-misy
Maninona aho no ohatran?zao?

Fa natao inona aho?
Mikoronana be ny saiko
Raha vao tsy miaraka sy miresaka aminao dia marary be ny aiko
Tena tsy aiko, ohatran'ny very saina aho
Ohatran'ny azon-javatra raha tsy eo ianao malaina aho

Ny anaranao no miverina eo
Na ny akamako aza indraindray efa hoe leo
Hoe vao mamoaka feo tsisy afatsy ny mombanao
Hoe za tia anao, indraindray za mi-delire anao

Feno anao hatrany anatin'ny Fb
Ny sarinao no feno hatrany anaty Pdp
Ohatrany mapme hoe za ve no lasa ohatran'izao
Tsy mandraharaha hafa intsony aho f?efa eo ianao

Tsy vao androany fa hatramin?izay niarahatsika sy enao
De ohatrany tiako ho fenoina ny tany
Ny antsika roa koa anie tsy kilalao
Sa hoe tsy izany?
Tena hoe zany, ianao ilay volamena latsaka an-tany
Vady andefimandry ianao raha misy manontany
Ianao rehefa eo anilako tsy miodina ny tany
Ohatrany zany no toa mi-delire...
Vao miheritreritra ny tavanao dia mirana
Tsy haiko intsony, sao dia asan-demony?
Natao inona ary aho? Nataonao inona ary aho ty?

Lasa tiako be nao, lasa tiako be nao
Tsy maha boto tsy maha gang fa hoe tiako be nao
Tiako ho maman'ny zaza ho ravaky ny tokatrano
Lasa tiako be nao dia za ohatrany voan?ny Mosavy e
Hatramin'izao mamon?ny fitiavanao toa tsy mety misava e
Mety voararan'ny lalàna nefa za toa miangavy
Hoe ho gadraiko anatiny foko mihitsy ianao io viavy e...

Mazana ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za
Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho...
Mazana be ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za
Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 88
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 12/02/2025 17:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811