Helo (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapahako ny tongony, avoakako ny lelany
Tsy avelako ho faty aleo aloha atao mijaly
lerako ny antsy ny elakela-peany
Apatoriko mitsilany, de ataoko miondrikondrika
Felapelahako amin'ny tany, fatorako am vy raha vao mitady hitoditodika
Fampijalina tsisy fihafarany no miandry an-tena aty
Satria tena tamin'ny teny an-tany mpamitaka lehilahy
Fahazaran-tena mintsy le milaza hoe zah tena tia
Naditra be tena tamin'izany fa aty voamay tsy afa-bela
Avia aloha mitodika, de engaho ny fe
Ataovy tsara fa izany anisan'ny zavatra hainao teny ambony tany
Salope loatra ianao 'zao aty amin'ny afo be
Zao tena aty zao mijaly, io ny rano mangotraka no avelako isasany
Efa zatra nampirafy, efa zatra nampijaly
Sigarany aty vy mamay, ny toakany aty zao no lasa amany
Vava efa zatra misokatra be, tsy maintsy ho lerako am bois rond
Tarak'i Eva mpamitaka lehilahy, ny vatanao mintsy no nataonao brouillon
Tsy avelako, tsy avelako, tsy avelako mihintsy
Anah ianao io sy ny vatanao
Za tena za tena za tsy mitsiky
Afo ny kilalao sao tsy fantanao

Ref :
Tongasoa aty amin'ny Helo
Fijaliana sy fikotroha-nify ny aty
Tongasoa aty amin'ny Helo
Aza be taraina fa fijaliana aty
Nomena safidy hanao ny tsara ny zanak'olombelona
Naleonareo nanaonao ny ratsy ny mitsinjo ny ampitso
Diso be kay ilay hoe rehefa maty tonga lasa lavenona
Izao ialahy tsy maintsy very anatin'ny aizim-pito

Tongasoa aty amin'ny Helo, tongasoa aty amin'ny tena paradisa
Aty ny fanjakan'ny bitch, fafinaretana tsy votanisa
Fohy 'lo ny moly, sotroy 'lo ny toaka
Tsisy bedy izany fa aty fiainan-demony
Rehefa lany ny tige iray, lany ny roa vera ho avy zah angoaka vavony
Tsisy ataoko afa-bela, ataoko may ny lela, vava mpiteny ratsy tatahako amin'ny lame
Tanana sy tongotra omeko ny mamba, tsy avelako hilefa ohatrany tamin'ialahy ni'sam
Zatra nangalatra, zatra nanolana, tsy nanaiky ialahy raha tsy maty ny zanak'olona
Aty ny asidra no solon'ny vato tokony azera amin'ialahy satria ialahy fakon'onola
Aiza le filahina tsy mahatombon-tsiraka, ilay miditra amin'izay chatte mibanaka
Avoay tao ho tetehina tsikelikel
Tsy avela ho lany ny aina na de efa lanaka
Naleon'ialahy tsy nanaraka ny ana-dray aman-dreny
Nleon'ialahy nisafidy ny ho be famaliana
Aty tsisy teny mamy fa ompa reny,
Zay baikiko no ekena, mandohlika ialahy tsy misy fanamina
Aiza ialahy izay mafy be eo, angaha hoe tsisy hatahorako akoatra ny maty
Zao tapitra ny ainla tsis fampindrapo, zao ndray lah no toa tsy mahatanty
Tadidio fa ny fijalian'ialahy tamin'ny mbola teny an-tany ampitomboana ho arivo
Tsisy ota hoe kely na be, mitovy ny mangalatra ariary folo sy arivo

Ref :
Tongasoa aty amin'ny Helo
Fijaliana sy fikotroha-nify ny aty
Tongasoa aty amin'ny Helo
Aza be taraina fa fijaliana aty
Nomena safidy hanao ny tsara ny zanak'olombelona
Naleonareo nanaonao ny ratsy ny mitsinjo ny ampitso
Diso be kay ilay hoe rehefa maty tonga lasa lavenona
Izao ialahy tsy maintsy very anatin'ny aizim-pito
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kemyrah_tononkira
Daty : 28/03/2020 11:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818