A.K.A 47 (Kemyrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa fa nisy ny mozika ahafahako milaza ny ao an-tsaiko
Ahafahako milaza ny marina
Soa fa misy ireo mihaino izay lazaiko
Misy ny kihana, misy ny mankahery, misy manompa ahy ireny
Misy ny faly dia misy mankahala manohana ahy tsy miteny
Tairo fa tohizako ny lalao
Za sy ny RAP tsy mba mifandao
Mozika feno fanahy, izaho koa mba manao
Hatramin’ny hiram-pitiavana henoin’ny mamanao
Tsy voatery hanompa sy hiteny ratsy foana
Tsy mila porofoiko amin’ialahy hoe iza no enjana fa miala tsiny
Fa mialatsiny, izaho tsy mitakosina amin’ny vendrana
Izay anie no mahatonga anà io aloha mba miezaka
No ! No ! No
Flawless music ny gang
Za tsy milalao, lalaolao
Na ny RAP GASY no lazain’ialahy fa game
Misy ny gaga feno anatra ny thème sady nahenako hatramin’ny f**k
Efa nahazo taona dia mba tonga saina
Sady mila avoakako koa ny ao am-poko
Averiko ombieniombieny fa miodina ny tany
Za mila mametraka
Efa ela no tambony seza fiandrianana sady mampihaiky ambony sehatra
Tsy mbola niala
Za mbola miady
Raha eto Dago
Za manamafy
Na Rap’n’lah be sandry
Na rap mila laza
Na mila love ialahy koa mila anazy
Fankaherezana sy fanajana
Mifandona molotra ny mpanao lalàna
Hatramin’ny salope mila biff
Hatramin’ny boto mila b*tch
Kemyrah ! Aiza ny album
Fa miandry ny boton’ny tanàna leisy
Tsy mora ny manao zavatra
Ny inspi tsy voafehy
Fa voafetra ny voasoran'ny tanana leisy
2017 ny kemy-rap mbola ampihaiky an’ialahy indray leisy ity ny A.K.A
Mbola amin’ilay lourd
Mbola mandona
Mbola hampifona
Mbola mamono ! Bang
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kemyrah
Vangy : 740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kemyrah_tononkira
Daty : 28/03/2020 11:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0845