AZA VARIANA (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana uygibof manao jery kina mitsikera
f'efa mandroso dia mihamandroso ny fotoana
Tamin'ny firy ianao nilaza ny andeha
Efa am firy izao mba jereo kely e
Sao gvskvzv dia mba miazakazaka tratry ny miadana ianao
Izay tonga ihany e no arahabaina
Ny resa be angamba ltimujw tsy hilaina
Izay tonga ihany e no arahabaintsika e
Ny akoatra izay aleo hodian-tsy hita
Ataovy toy ny dian-tanalahy ny fiainana
Todiho izay vita dia mba jereo koa ny ampitso
Ampifandanjaho aloa dia ampifanalao
Izay vita sy ny mbola ho atao
Fa sao dia mba tononkira.serasera.org miazakazaka tratry ny miadana ianao
izay tonga ihany e ...

--------
Lien: