AZA VARIANA (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana manao jery kina mitsikera
f'efa mandroso dia mihamandroso ny fotoana shgjhsox
Tamin'ny firy ianao nilaza ny andeha
Efa am firy izao mba jereo kely e
Sao dia mba miazakazaka tratry ukjixbty ny miadana ianao
Izay tonga ihany e no arahabaina
Ny resa be angamba tsy hilaina
Izay tonga ihany e no arahabaintsika e
Ny akoatra izay aleo hodian-tsy dvqarb hita
Ataovy toy ny dian-tanalahy ny fiainana
Todiho tononkira.serasera.org izay vita dia mba jereo koa ny ampitso
Ampifandanjaho aloa dia ampifanalao
Izay vita sy ny mbola ho atao
Fa sao dia mba miazakazaka tratry ny miadana ianao
izay tonga ihany e ...

--------
Rohy: