NY VAVAKAY (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry jqyknsk vrqs Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
Ry Ray ambony o tahio re ny Reny
Fa volana niaviana izy ireny,
Ho antsika raha mbola eo izy henoy raha invi miteny
Mafy anie ny kamboty reny.
Réf:
Satria Fitiavanao an’i zao tontolo izao,
No nanomezanao ilay lahitokanao,
Ka mba raiso ny fifonanay,
Ry Tompo o, mba henoy ny vavakay.
Amin’ny Fiainanay an-tany ety
Eo ny mpankasitraka eo koa tononkira.serasera.org ny tsy tia
Ambino ireo mpanohana anay
Mba tahio koa ireo mpanenjika anay ry Ray.
Ry Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
ww.joyk.net
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
Ry Ray ambony o tahio re ny Reny
Fa volana niaviana izy ireny,
Ho antsika raha mbola eo izy henoy raha invi miteny
Mafy anie ny kamboty reny.
Réf:
Satria Fitiavanao an’i zao tontolo izao,
No nanomezanao ilay lahitokanao,
Ka mba raiso ny fifonanay,
Ry Tompo o, mba henoy ny vavakay.
Amin’ny Fiainanay an-tany ety
Eo ny mpankasitraka eo koa tononkira.serasera.org ny tsy tia
Ambino ireo mpanohana anay
Mba tahio koa ireo mpanenjika anay ry Ray.
Ry Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
ww.joyk.net
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joy KVangy : 4104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramiaramila
Daty : 08/09/2005 14:15
