NY VAVAKAY (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
Ry Ray ambony o tahio re ny Reny
Fa volana niaviana izy ireny,
Ho antsika raha mbola eo izy henoy raha miteny
Mafy anie ny kamboty reny.
Réf:
Satria Fitiavanao an’i zao tkmiyh tontolo izao,
No nanomezanao ilay lahitokanao,
Ka mba raiso ny fifonanay,
Ry Tompo o, mba henoy ny vavakay.
Amin’ny Fiainanay an-tany ety
Eo ny mpankasitraka eo koa ny tononkira.serasera.org tsy tia
Ambino ireo mpanohana anay
Mba tahio koa ireo mpanenjika anay xzxq ry Ray.
Ry rnamwzfa Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
ww.joyk.net
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
Ry Ray ambony o tahio re ny Reny
Fa volana niaviana izy ireny,
Ho antsika raha mbola eo izy henoy raha miteny
Mafy anie ny kamboty reny.
Réf:
Satria Fitiavanao an’i zao tkmiyh tontolo izao,
No nanomezanao ilay lahitokanao,
Ka mba raiso ny fifonanay,
Ry Tompo o, mba henoy ny vavakay.
Amin’ny Fiainanay an-tany ety
Eo ny mpankasitraka eo koa ny tononkira.serasera.org tsy tia
Ambino ireo mpanohana anay
Mba tahio koa ireo mpanenjika anay xzxq ry Ray.
Ry rnamwzfa Ray ao ambony o! mba tahio,
Ty andro nomenao anio,
Ry Ray ao ambony o mba avelao,
Reo ota maro izay natao.
ww.joyk.net
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 4075
Likes : 0 Like
Created by : ramiaramila
Date : 08/09/2005 14:15
