LASA IZAO (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ity ataonao
Toa bvwr mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy rkkkda fjkf nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy ny ankizy very reny,
Ny Ray ao ambony tsy mba manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao tononkira.serasera.org ny Ray ka miverena re!
Ke hoy aho hoe:
Réf: Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net
Toa bvwr mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy rkkkda fjkf nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy ny ankizy very reny,
Ny Ray ao ambony tsy mba manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao tononkira.serasera.org ny Ray ka miverena re!
Ke hoy aho hoe:
Réf: Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joy KVisites : 3547
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ramiaramila
Date : 08/09/2005 14:17
