LASA IZAO (Joy K)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ity ataonao
Toa mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy ny ankizy very reny,
Ny Ray ao ambony tsy mba liiwysz manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao ny Ray ka miverena tononkira.serasera.org re!
Ke onnk hoy aho hoe:
Réf: muupls Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net
Toa mitanondrika be tsor’izao
Ekeo fa tsy nety ny nataonao
Toa mangina tsy miteny,
Toy ny ankizy very reny,
Ny Ray ao ambony tsy mba liiwysz manary anao
Na ny ditra vita anie
Na ny fahotana maro be
Dia miandry anao ny Ray ka miverena tononkira.serasera.org re!
Ke onnk hoy aho hoe:
Réf: muupls Lasa izao, Mitsangana
’Zao de izao, Miomana
F’isika izao, no hiaraka
Hitondra fiainam-baovao
www.joyk.net
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joy KHits : 3625
Likes : 0 Like
Created by : ramiaramila
Date : 08/09/2005 14:17
