Embona (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Embona sendra mba nandalo
No entiko mba hikalo
Tsirin’alahelo avy ao am-po
Ny omaly miverina avokoa

            An-tsainao ve isika nilalao
     ofluposh        Am-ponao ve ilay fitiavako anao
     qbxubgq        Ireo tsiambarantelo maro mamy tokoa
   tononkira.serasera.org          Tsy haiko fafana ny taloha

Embona sendra mba miserana
Ny hampahory anao no aoka ferana
Tsirim-pitia voatahiry ao am-po
Tsy ho adino fa masaka ao an-doha

          oscsgz                                  atolotra manokana an’i la_douce

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joy K
Visites : 17643
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/10/2003 05:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0211