Embona (Joy K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Embona sendra mba nandalo
No entiko mba hikalo
Tsirin’alahelo avy ao am-po
Ny omaly miverina avokoa

           yaqvl  An-tsainao ve isika nilalao
          ofimp   Am-ponao ve ilay fitiavako anao
            Ireo tsiambarantelo maro mamy tokoa
            Tsy haiko fafana ny taloha

Embona sendra mba miserana
Ny hampahory anao no aoka ferana
Tsirim-pitia voatahiry ao am-po
Tsy ho adino fa masaka ao lmsolxzf an-doha

                                         tononkira.serasera.org   atolotra manokana an’i la_douce

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joy K
Visites : 17974
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/10/2003 05:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011