Fanahy Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongasoa Fanahy Masina o
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
Mpampianatra marina sy mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
gsoyl ryktc Sady tononkira.serasera.org mankahery zcsk anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
Amin’izao toerana izao
Aoka ho fenoy ny fanatrehanao
Izay rehetra manatrik’eto
Ref: Fanahy Masina o malalanay
Mpampianatra marina sy mahay
Mpisolo vava ny olon-drehetra
gsoyl ryktc Sady tononkira.serasera.org mankahery zcsk anao hitoetra
Miasa Ianao Fanahy Masina o
Rakofy amin’ny hosotrao izahay
Koa manjaka malalaka eto Ianao
Ataovy izay tianao atao
Tonga Ianao hananatra anay
Hanoro anay ireo zavatra tsy hay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:30
