Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra e (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany,ianao ihany no mameno Ny foko
Tsy mba misy,tsy mba misy fotoana ahasaraka ahy aminao ry tononkira.serasera.org ray oh
Ianao ihany,nanome lucqeht ahy Ny soa tombon'andro iainako,misaotra eee
Fahasoavana, famindram-po no hanaraka ahy amin'ny androm-piainako
Tsy haiko Ny tsy hisaotra slaqocjs noho ireo soa izay vitanao,mankasitraka mankatelina izay mbola ho ataonao,
Misaotra e,,misaotra aa
Refrain:
Ka dia asandratro avo,ary mbola ho ankalazaiko,fa tompo tsara ianao ,mpanao Ny tsara ianao
Tsy misy mihintsy azo hoarina aminao
Tsy azon'iza sakanana aho tsy hitory Ny anaranao ,fa dsnbuo lehibe tokoa raha Ny herinao,ka dia misaotra ee,misaotra aa,,
Version malagasy 2025
Joseph dylan parkinson...........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph Dylan ParkinsonVisites : 499
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Park3939
Date : 10/05/2025 23:18