VAVAKA MANGINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Vavaka mangina, vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny Ray
Ny nwfd vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina ywimuywa f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho tononkira.serasera.org ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa wzcde izao sy ianao ka mahantra vavaka
Hery andresena, vavaka
Amin’ny ady mafy, sarotra
Vavaka mangina , manova zavatra
REF : Ny vavaka mangina no amantarana
Ny Sitrapo sy ny hevitry ny Ray
Ny nwfd vavaka mangina miloaka avy ao am-po
Tsy very maina ywimuywa f’ankasitrahan-dRay
2) Vavaka misaotra, vavaka
Hery iderana, vavaka
Noho tononkira.serasera.org ny hafaliana iainana
Vavaka misaotra ankasitrahan-dRay
3) Vavaka tsy miato, vavaka
Hery ahefàna, vavaka
Tsisy lavorary izay atao
Raha toa wzcde izao sy ianao ka mahantra vavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1995
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 09/11/2014 22:36
