MILA VONJY (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

https://tononkira.serasera.org/hira/jordana-sy-zoara-gae/mila-vonjy

Asamboaravoaran'onja
Mila ho rendrika ny sambo
Aronjin'ny rivo-mahery
Mila hiditra ny hatambo
Rotehin'ny ady maro loko
Ady seza, voninahitra
Lotoin'ny rivo-pôlitika
Sy resa-bola tsy maharitra

Kristy ho an'i MadTsiky dia ampyagasikara
Madagasikara ho an'i Kristy

O, aiza ianao ry Malagasy
'Ndeha atambatra ny hery
O, andrandrao ny masonao
Hanova fomba fijery
Hibanjina 'lay Tompo Ray
Aoka Izy no hiantsapazana
Ny tanjona moa dia iray
Dia soa ho an'ny tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 712
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jordanasyzoara
Tamin'ny : 18/08/2015 20:52:56
ID : 7653

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo