HO ANAO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

https://tononkira.serasera.org/hira/jordana-sy-zoara-gae/ho-anao-jeso-1

Ho anao te hanoritra
Lalam-piainana 'zay tiana
Ho anao te hanohitra
Lahatry ny Ray nihaviana
Ho anao mila tsy hino
Ny fisian'ilay Ray ary
Mihevitr'Azy ho manadino
Ny hirifiry, ny jaly ety

Matokia faTsiky dia ampy mbola hisy ihany
Masoandro hisolo izany rahona
Matokia fa Jeso tsy manary
Ho tantely indray ny vahona

Mahareta, hazony ny finoana
Ny maraina handimby ny ali-maizina
Mivavaha fa Jeso izay antsoina
No ampinga sy andrarezina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Mpamaky : 232
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jordana
Tamin'ny : 27/05/2019 10:38:27
ID : 11747

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo