TE HIOMBOM-PIAINANA (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hiombom-piainana llsedg Aminao
Tompo ô! ojeeilw Te hikambana Aminao
Raha misaraka Aminao tokoa aho
Tompo ô! Dia tononkira.serasera.org ho tsinontsinona

Izao no voady ataoko eto anatrehanao
Voady ho rxom ren’izao rehetra izao
Tsy hisaraka tsy hivadika Aminao
Fa hifamatotra mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISON
Vangy : 2052
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358