SAIKA RAVA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika rava aho raha tsy teo Ianao
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana blbm nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray gufhdt ahy intsony raha ispk tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy tononkira.serasera.org Ianao
Saika potika aho raha tsisy Anao
Lay sisam-piainana blbm nananako
Nareninao, dia izaho mba toy izao
Notsimponinao teny amoron-dàlana aho
Toy ny fako ts’isy ilàna ahy
Ts’isy nandray gufhdt ahy intsony raha ispk tsy Ianao
Tompo ô satria tia ahy tononkira.serasera.org Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3465
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:28
