Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FAHASOAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanaty fahotana knkhloj aho no navotanao
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy rmvybc mendrika ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tokony ho eto aho anio
Raha ny ady jqhcmip izay nosedraiko
Dia tsy tononkira.serasera.org haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao (2)
Olom-bery aho no mba novonjenao
Mpanota tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Tsy rmvybc mendrika ny ho tiavinao
Tanaty faharavana no nakarinao
Fiainana efa potika nareninao
Tsy tokony ho eto aho anio
Raha ny ady jqhcmip izay nosedraiko
Dia tsy tononkira.serasera.org haiko intsony izay niafarako
Ny fahasoavanao no mahatoy izao ahy
Tsisy avy amiko Tompo ô
Fa fahasoavanao (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:29
