ILAY FITIAVANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tonga eto aho dqns hisaotra
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko ncyb te hankasitraka
Tompo ô! Tsy tononkira.serasera.org haiko ny sejexv hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo foana ilay Fitiavanao
Ilay Fitiavanao tsara loatra
Ka na ny harena rehetra
Tsy ahavidy ilay Fitiavanao ts'isy fetra
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko te hankasitraka
Misaotra aho Misaotra Anao
Ny foko ncyb te hankasitraka
Tompo ô! Tsy tononkira.serasera.org haiko ny sejexv hangina
Ka tsy hisaotra Anao Ilay Tiana
Matoa aho mba toy izao
Satria teo foana ilay Fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 1975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:57
