ANDRIANANAHARY (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary Ianao
Nihavian’izao rehetra izao
No urslui anateranay fisaorana
Ny afwry ao anatinay mankasitraka
Ny tombonandro mbola tononkira.serasera.org hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay mba ho Anao
Ny unpc ao anatinay mankasitraka
Tsy manana n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
Nihavian’izao rehetra izao
No urslui anateranay fisaorana
Ny afwry ao anatinay mankasitraka
Ny tombonandro mbola tononkira.serasera.org hiainanay
Fanomezana sy Fitahinao
Natsanganao ‘zahay mba ho Anao
Ny unpc ao anatinay mankasitraka
Tsy manana n’inon’inona izahay
Fa avy Aminao ‘zay anananay
Koa raiso Tompo ô! fisaorana
Ny ao anatinay mankasitraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 2781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:57
