Tsiaro azy (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana fohy lasa izay no niarahantsika
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho anao
Hahita izay ho tononkira.serasera.org anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso njpf aho
zygm ianao no tsaroana
mitoetra irery manirery
zatra namana.
Aiza irony lasa taloha
Tantara sisa ireny
Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ujho ilay voaloham-pitiavana.
'Lay fitiavanao sy ilay fitiavako
Nandringa vao niandoha
Tsy mahafondro, tsy mahatsiny
Hivavaka aho ho anao
Hahita izay ho tononkira.serasera.org anjara tendriny.
Malahelo dia mivetso njpf aho
zygm ianao no tsaroana
mitoetra irery manirery
zatra namana.
Aiza irony lasa taloha
Tantara sisa ireny
Lalan-kafa indray izao ny fiainana.
Mitanisa ireo fanao irony lasantsika
'Reo sangisangy tena izy
Nandratrarana ahy
Teo ianao tsy nahafoy
Nilatsa-bava hoe
Mbola hafa ujho ilay voaloham-pitiavana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JEANNOTHits : 8402
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/07/2002 11:15
