PASSPORT (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Jereo ny passport.nao oh oh!
Verifeo ny passport.nao oh oh!
Sao dia hosoka e!
Sao dia efa tsy mandeha e!
Mahavery amin'ny afo be.
I
Misy olo oh! ahgqbx Tsy miertreritra izay hiafarany e!
Misy olo oh! Tsy mba mandinika ny am-parany any
Miliba ihany ( ×2 )
Magnano tononkira.serasera.org la vie hatrany.
II
Ianao izay manam-bola manan-karena miliaridera
Ianao izay manam-bola xrvcedr manan-karena mahatoky teny
Hanao risoriso hahatongavana any
Hagnano politika hahatongavana any
Tsy ho tafiditra any ianao ndre hitomany.
Bridge:
Havaozy ny passport hidiranao amin'ny lapa d'or
Havaozy ny passport hahazoanao ny vltelmd médaille d'or

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 741
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:35