PASSPORT (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Jereo ny passport.nao oh oh!
Verifeo ny passport.nao oh oh! nrsnvc
Sao dia hosoka e!
Sao dia efa tsy mandeha e!
Mahavery amin'ny afo be.
I
Misy olo oh! Tsy miertreritra izay hiafarany e!
Misy olo oh! dpreoc Tsy mba mandinika ny tononkira.serasera.org am-parany dtni any
Miliba ihany ( ×2 )
Magnano la vie hatrany.
II
Ianao izay manam-bola manan-karena miliaridera
Ianao izay manam-bola manan-karena mahatoky teny
Hanao risoriso hahatongavana any
Hagnano politika hahatongavana any
Tsy ho tafiditra any ianao ndre hitomany.
Bridge:
Havaozy ny passport hidiranao amin'ny lapa d'or
Havaozy ny passport hahazoanao ny médaille d'or

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAULVangy : 687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:35