JESOSY MAMIKO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Mamiko Ianao (×3)
Mandrakizay.
Dia Ianao mandrakizay
Ianao Tompo o!
Ianao no fiainako eto zcbqh an-tany.
Ny hitia Anao no fniriako hatrany hatrany.
Na ho mora tononkira.serasera.org , na ho dgdzp kuztn sarotra aza izany lalako etÿ
Ianao no mbola ho tiaviko ho doria.
Jesosy o ! Tiako indrindra Ianao
Babonao aho
Fiainako Ianao.
Mandrakizay.
Dia Ianao mandrakizay
Ianao Tompo o!
Ianao no fiainako eto zcbqh an-tany.
Ny hitia Anao no fniriako hatrany hatrany.
Na ho mora tononkira.serasera.org , na ho dgdzp kuztn sarotra aza izany lalako etÿ
Ianao no mbola ho tiaviko ho doria.
Jesosy o ! Tiako indrindra Ianao
Babonao aho
Fiainako Ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 799
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 18:44
