HIFALY AO AMIN'NY TOMPO (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Hifaly ao amin'i Tompo isika niany e!
Hiara-hanandratra ilay fiderana e!

II
Hadinoy hatreo ireo sento omaly e!
Fa androm-pifaliana ho anao androany e!

III
Raha misy tebiteby ao anaty e!
Eto anio ny Tompo hampandresy e!

Ref:
Fa eto fifaliana sesilany e!
Fanandratana Azy hatrany hatrany e!

Bridge:
Anio dia fandresena e!
Anio dia famonjena e!
Anio dia andro tsara ho anao anio e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ISAAC DE PAUL
Vangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liantsoa12
Daty : 21/01/2024 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3595