HIFALY AO AMIN'NY TOMPO (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I
Hifaly ao amin'i Tompo isika niany e!
Hiara-hanandratra ilay fiderana e!
II
Hadinoy klcze hatreo ireo sento omaly e!
Fa androm-pifaliana ho anao androany e!
III
Raha misy tebiteby ao anaty jqxayob e!
Eto anio ny Tompo hampandresy e!
Ref:
Fa eto fifaliana sesilany e!
Fanandratana Azy hatrany hatrany e!
Bridge:
Anio tononkira.serasera.org dia fandresena e!
Anio dia famonjena e!
Anio dia andro tsara ho makxucaz anao anio e!
Hifaly ao amin'i Tompo isika niany e!
Hiara-hanandratra ilay fiderana e!
II
Hadinoy klcze hatreo ireo sento omaly e!
Fa androm-pifaliana ho anao androany e!
III
Raha misy tebiteby ao anaty jqxayob e!
Eto anio ny Tompo hampandresy e!
Ref:
Fa eto fifaliana sesilany e!
Fanandratana Azy hatrany hatrany e!
Bridge:
Anio tononkira.serasera.org dia fandresena e!
Anio dia famonjena e!
Anio dia andro tsara ho makxucaz anao anio e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ISAAC DE PAULVisites : 707
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:57
