HANAMASIN-TENA (ISAAC DE PAUL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana ho amin'ny mandrakizaiko aho
F'efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno, ilay trompetra farany
Hanamasin-tena aho
Voatokana ho anao
Hafoiko ireo ratsy fanao
tononkira.serasera.org Sy izao tontolo izao
Hitsena an'i Mpamonjy aho
Hahita an'i Tavany aho
kllwnioz Dia vonona aho, hiakatra
Hitsena an'i Mpampakatra
Ho any Aminy joctb aho.
TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY jiraohk AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY
F'efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno, ilay trompetra farany
Hanamasin-tena aho
Voatokana ho anao
Hafoiko ireo ratsy fanao
tononkira.serasera.org Sy izao tontolo izao
Hitsena an'i Mpamonjy aho
Hahita an'i Tavany aho
kllwnioz Dia vonona aho, hiakatra
Hitsena an'i Mpampakatra
Ho any Aminy joctb aho.
TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY jiraohk AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ISAAC DE PAULHits : 1258
Likes : 0 Like
Created by : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:37
