HANAMASIN-TENA (ISAAC DE PAUL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana ho amin'ny mandrakizaiko aho
F'efa miandry ahy any ilay toerana
Handao ny etÿ aho, raha tonga ilay fotoana iray
Haneno,  ilay trompetra farany

          Hanamasin-tena aho
  rzwcrtsb         Voatokana ho anao
        sgzzlbxl   Hafoiko ireo ratsy fanao
          Sy izao tononkira.serasera.org tontolo izao
          Hitsena an'i Mpamonjy aho
          Hahita an'i Tavany aho
          Dia vonona aho,  hiakatra
          Hitsena an'i Mpampakatra
    xrxcnc       Ho any Aminy aho.

TSY HO ELA INTSONY IZAY ANDRO IZAY
ILAY FIVERENANY INDRAY
HO AVY HANDRAY AHY IZY
HITOETRA EO ANILANY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ISAAC DE PAUL
Visites : 1504
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liantsoa12
Date : 21/01/2024 17:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0685