Misaotra Anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho Raiko
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry izay hiraiko
Anao ireo ka ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao
Famerenana: (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa dvjra izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
Asandratro tldvdll ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay solika fitaiza
sy msrvl ho fahazavan'izao tontolo izao
Ireo harenamiafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka tononkira.serasera.org Aminao
f'izay rehetra voaraiko
talenta, saina, andro avy Aminao
Naniry izay hiraiko
Anao ireo ka ampiasaiko
ho voninahitry ny Anaranao
Famerenana: (tsy ho lo) Tsy ho lo ny fiainam-piderana Anao
Na ho levona aza izao tontolo izao
Ireo harena miafinao mba hahasoa dvjra izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka Aminao
Asandratro tldvdll ny feoko
Haneho ny fanekeko
hanoa sy ho tia Anao Mpamonjiko
Ka hampiasa aho n'aiza n'aiza
Ilay solika fitaiza
sy msrvl ho fahazavan'izao tontolo izao
Ireo harenamiafinao mba hahasoa izay tianao
tsy hahafoizako ny miaraka tononkira.serasera.org Aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hosana Ambohijatovo FitiavanaVisites : 6531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Niaritsoa
Date : 14/05/2016 12:08
