You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

SANATRIA (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/sanatria

SANATRIA

Sanatria, tsy ho lany zara,,
Tsisy hitantana anaty kitroka,,
Na hoe tsisy hanazava,,
Hanilo anao mba hisava,, zay lalan-kizorana,,
Fa na jiro iray iany aza,,
No tsitsiany omeny anao,,
(Minoa ianao fa ho avy izy..
HaTsiky dia ampyndray ny tànanao,,) 2

Sanatria tsy ho oe irery,,
Mandavantaona ho eny foana..
Tsisy hizara hafaliana
Tsy mba misy azo iangotina,,,
Eo akaikinao,,

Fa na oran-kavandra aza,,
Ho avy izy ho fialofana,,
(Minoa ianao fa ho avy izy,
Ho tsongotsongonao,,) 2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 219
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hasimbola20
Tamin'ny : 29/08/2020 21:50:14
ID : 13030

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo