You are here: home > Tononkira > Tarika Hasina

Akaniko (Tarika Hasina)

https://tononkira.serasera.org/hira/hasina/akaniko-2

N'aiza n'aiza misy ahy
Ry tany niaviako 0!
Dia manelo ato am.poko
Lay fitiavako anao e!

Raha lavitra ahy ianao ry akaniko 0!
Misento mangina re!
Tena manina anao anie aho 0!
Ry akany tstononkira.serasera.orgy foiko..

Indro tazako an-tsary indray...
Lay diavolan-ko hariva 0!
Mamindro amorom-patana re!
Fa vory kilonga!
Reo anganon'ikaky ireo
Sy tafasiry ivaiva 0!
Tsy mba hanadino anao anie aho..
Ry akany tsy foiko...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Hasina
Mpamaky : 1658
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ratsokona
Tamin'ny : 15/09/2017 12:07:21
ID : 9997

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo