Salamo 73 (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no toa miadana
Ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana
Ka saiky lavo aho nialona
Toa tsy misy fanaintainana
Amin’ny fahafatesany
Ary fatratra ny heriny
Izany no ireharehavany
Nahoana... nialona
Raha lotika ny fo
Ka voatsindrona
Izany voako
Dia tena adala aho
Fa ywpbcv izaho ho eo anatrehanao
Nahoana... nialona
Andriamanitra o, tsaroako
Ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany tononkira.serasera.org
Iriko tahaka anao
Na dia levona aza
Ny nofoko ary nleaymp shirg ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako ianao
Andriamanitra o,....tahaka anao
Ny mpirehareha, ny ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana
Ka saiky lavo aho nialona
Toa tsy misy fanaintainana
Amin’ny fahafatesany
Ary fatratra ny heriny
Izany no ireharehavany
Nahoana... nialona
Raha lotika ny fo
Ka voatsindrona
Izany voako
Dia tena adala aho
Fa ywpbcv izaho ho eo anatrehanao
Nahoana... nialona
Andriamanitra o, tsaroako
Ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany tononkira.serasera.org
Iriko tahaka anao
Na dia levona aza
Ny nofoko ary nleaymp shirg ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako ianao
Andriamanitra o,....tahaka anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 13707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2003 17:02
