Salamo 73 (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dtaqwjl Nahoana no toa miadana
Ny mpirehareha, ny mwsqqlgt ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana
Ka saiky lavo aho nialona
Toa tsy misy fanaintainana
Amin’ny tononkira.serasera.org fahafatesany
Ary fatratra ny heriny
Izany no ireharehavany
Nahoana... nialona
Raha lotika ny fo
Ka cueszsw voatsindrona
Izany voako
Dia tena adala aho
Fa izaho ho eo anatrehanao
Nahoana... nialona
Andriamanitra o, tsaroako
Ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany
Iriko tahaka anao
Na dia levona aza
Ny nofoko ary ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako ianao
Andriamanitra o,....tahaka anao
Ny mpirehareha, ny mwsqqlgt ratsy fanahy
Toa tsy azom-pahoriana
Ka saiky lavo aho nialona
Toa tsy misy fanaintainana
Amin’ny tononkira.serasera.org fahafatesany
Ary fatratra ny heriny
Izany no ireharehavany
Nahoana... nialona
Raha lotika ny fo
Ka cueszsw voatsindrona
Izany voako
Dia tena adala aho
Fa izaho ho eo anatrehanao
Nahoana... nialona
Andriamanitra o, tsaroako
Ny fihazonanao izany tanako
Ary tsy misy ety ambonin’ny tany
Iriko tahaka anao
Na dia levona aza
Ny nofoko ary ny foko
Dia mbola vatolampin’ny foko
Sy anjarako ianao
Andriamanitra o,....tahaka anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 13710
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:02
