Ny hirako (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ny hakelezany no jerena
Fa ny hirany izay avy ao am-pony ao
Tsy fanatrao angaha fa io hira io
Dia tsy voafetra ny taona na koa ny rahony
Fa ny hirako mandaitra hatrao am-po
Mitondra hafaliana isam-baravarana
O hitety vohitra, hanaka-danitra
Satria tononkira.serasera.org hiderako an’Andriamanitra
Ny qmyngeww hira tsy natao ifaninanana
Fa vao wyqz maika mampiray no mampifankatia
Tia hira va fghrsvm ianao ? handeha hiara-dia
Hiaraka hanandra-peo hanao ity hira ity hoe :
Fa ny hirako...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 6171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:22