MPANAKANTO (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao tononkira.serasera.org izay manolontena hanao fiderana
Ity hirako ity natao tam-pitia
natafinao Fiderana ireo fanahy
Zay reraka hany ka nahazo aim-panahy
Ref.:Olona maro ampandriana lazin’ny aretina
No voavanginao
Teny mahery velona nasianao feony
No natolotrao
Ka ho tahiana tokoa efkkysz anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao qngyzg izao
Fa izy homba anao
Nefa raha azo toa ka ianao no maba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay nataonao
Ny Ray no haniraka anjely rujcms izay hampahery
Hitory fiadanana hampitraka anao
Ity hirako ity natao tam-pitia
natafinao Fiderana ireo fanahy
Zay reraka hany ka nahazo aim-panahy
Ref.:Olona maro ampandriana lazin’ny aretina
No voavanginao
Teny mahery velona nasianao feony
No natolotrao
Ka ho tahiana tokoa efkkysz anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao qngyzg izao
Fa izy homba anao
Nefa raha azo toa ka ianao no maba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay nataonao
Ny Ray no haniraka anjely rujcms izay hampahery
Hitory fiadanana hampitraka anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 5007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/11/2001 01:11
