Hantamalala (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zpazv Fa indray andro any
Dia mbola ho tia ahy ianao
Fa matoa tsy androany
Dia mbola tsy namoa ao am-ponao
Ilay fitiavana nafafiko
Taona maro izay fa mbola andriko...
Hantamalala ô!
Raha tsy anio tononkira.serasera.org dia rahampitso
No hifankatia izaho sy ianao
Ireo masonao izay mitsoaka am-pitsikiana
Dia hibamjina hrtcwz ahy toy ny mijery olon-tiana
Ka tsy ho maloka intsony aho
Satria ny grxr fitsikinao efa hitondra masoandro...
Hantamalala ô!
Nohatsarainao ny tontoloko
Zary ditra, sy ranomason’ny mpandalo
Ankehitriny ianao ihany sisa
No iriko hitantana ahy rehefa mody hariva
Fa toa tsy hiandry ela intsony aho
Satria ireo molotrao efa milaza koa hoe tia...

--------
Link: