An-dalana (Hamy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...

HORESEKO ANDROANY NY HALAVIRANA
NODIAVIKO OMALY IREO ANDRO NANAHIRANA
TSY HO ELA AHO DIA HO TONGA ANY, FA EFA AN-DALANA
HAMANGY SY HAMPIFALY, HAMPITSIKY ANAO...

RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...


HADINOKO ANY AORIANA ANY IREO ORA MANJOMBONA
NAMIDIK’OMALY IREO SARO-TAVA TSY MIRANA
FA TANTERAKA ANIO ILAY NOFY TSY HAY TAKARINA
EFA TANTARA SISA ILAY HIRA MILAZA FA :

RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...

RAHA IANAO NO HO NAMAKO
DIA HO TSIKY HATRANY NY ANDROKO
RAHA IANAO NO ETO ANILAKO
DIA HO LAFATRA NY FIAINAKO...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hamy
Hits : 2233
Likes : 0 Like
Created by :
Date : 28/06/2006 09:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071