Vonjeo re ny taninay (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                  Vonjeo re ny taninay
Ref :
Miantso sydpp vonjy aminao ry Ray, vonjeo re ny taninay
Mba iantrao re paoo fa milatao mangataka aminao
Manjaka ety ny fitiavan tena sy fitiavambola
Ka mikikiaka sy mitomany ,mosary
Sy mijaly eee, karakaina eee
Vonjeo re ny taninay

1- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
Fa maro loatra ireo tia tena ka mampahonena
Ny sasany miliba amin’ny fiara sady tsy te hahalala
Manao tsinontsinona ny mpiara monina
Arabaina (isyyy), tsy miteny eee, toa mandrora e
Sady miavona

Oadray  (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa namanao

2- Manankarena ity taninay saingy mampalaleo
……………………………………………………………………..
Ref  : Miantso tnki vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay
          ………………..

3- Trandrahan’ny sasany ny harenatsika ,anaovany business
Azony izay ilainy e, lasa izy any ampita
Nefa ny mpatory an-tsena mitombo ,otrizay koa ny herisetra
Ny sasany tsy mahita ohanina ,
ny an’ny sasany ariana fotsiny e, mampalaelo

Oadray  (x3)
Oadray ty toetsatsika
Ovao (x3) mba aokizay
Ampio reny ny hafa e,fa tononkira.serasera.org namanao

Ref : : Miantso vonjy aminao ry Ray ,vonjeo re ny taninay


A/C: Hasina Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidy
Vangy : 24
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387