efa an'i Jesosy aho (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EFA xvfxa AN’I JESOSY AHO
tsy ilaiko intsony ianao hxqv satana, lasa ianao mandehana
Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho
Ny fandrikao tsy hahavoa ahy, lasa enao barakay
Efa miaraka amin’i jesosy aho,efa miaraka amin’i Jesosy aho eee
tsy ilaiko intsony ianao cruge satana, lasa ianao mandehana

Ref :

Miala,miala ny devoly, miala miala ,tsy ilaiko intsony

Efa olom-baovao aho izao eee
Fa tsy toy ny taloha nilalao eee
Ny fahotana dia nariko, ny hadalana niviliko
Efa miaraka amin’i jesosy aho,efa miaraka amin’i Jesosy tononkira.serasera.org aho eee
Ref2 : Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho

Ny asanao jesosy ho toriko ee
Ny fanomponao anao ho ataoko eee
Ny vola sy sy harena dia ilaiko,fa ny masaka ato an-tsaiko

ref :……………
A/C:Hasina Niaina (2026)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe sarobidyVisites : 147
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasina1370
Date : 30/08/2026 14:46