efa an'i Jesosy aho (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wydza EFA AN’I JESOSY AHO
tsy ilaiko intsony ianao satana, lasa ianao mandehana
Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho
Ny fandrikao tsy hahavoa ahy, lasa enao barakay
Efa miaraka amin’i jesosy aho,efa miaraka amin’i Jesosy aho eee

Efa tononkira.serasera.org an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho

Ref :
Efa an’i jesosy aho, zpumwuve efa an’i jesosy aho
Miala,miala ny devoly, miala miala ,tsy ilaiko intsony

Efa olom-baovao aho izao eee
Fa tsy toy ny taloha nilalao eee
Ny fahotana dia nariko, ny hadalana niviliko

Ref2 : Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho
Efa miaraka amin’i jesosy aho,efa miaraka amin’i Jesosy aho lhbywxjj eee
Ny asanao jesosy ho toriko ee
Ny fanomponao anao ho ataoko eee
Ny vola sy sy harena dia ilaiko,fa ny masaka ato an-tsaiko

ref :……………
A/C:Hasina Niaina (2026)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe sarobidyHits : 149
Likes : 1 Like
Created by : hasina1370
Date : 30/08/2026 14:46