feo miantso (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feonao miantso manambara
Izaho no Làlana sy Fahamarinana
Ary Fiainana ho anao
Izany Feo vezcx izany
Manainga ny Fanahy
Hitodika eeuwiiwt Aminao Ianao no tokoa no Ray
Hiatrika fiainana hafa indray
REF
Nahoana gpjs no tsy handray izany antsonao ry Ray
Kanefa dia fantatray ny làlana tokony hizoranay
Hiatrika fiainana hafa indray
Ho antsika rehetra izay mandre
Meteza re ho mpakatoa
Ny tenin’ ny tononkira.serasera.org Tompo anie
Fiainana tokoa
Ary ampinga sy fiarovan-doha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny toa azyHits : 769
Likes : 0 Like
Created by : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:05