Tompo ô mba faniriako (Groupe NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô mba faniriko
Zany hoe zanakao
Mihantahanta, miantsampy
Eo an-tratranao e
Mamiko sy tena tiako
Fa lazaiko Anao
Eo no tena azoko antoka

Eo Ianao, no amborahako
Zay mavesatra tsy zakako
Faly aho, eo akaikinao
Tsy mba manana hafa aho fa Ianao
--------
Rohy:
Hevitra
Datatoa ( 02/08/2023 12:38)
Tsara ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINA
Vangy : 272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079