Nataonao aiza (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomena talenta ianao
Efa nomena maimaim-poana isik’izao
Nisy ny dimy, ao ny roa sy ny iray
Nomena anao, arak’izay fahaizanao
Nalevinao ve reo talenta efa azonao
‘Zay kely anananao mbola ruld esorina aminao
Raha nampiasaina nampitomboina izy ireny
Faly ny Tompo mankasitraka anao
Nataonao aiza e ny talenta nomeny ixtnga anao
Mba nampiasaina ve, nampitomboina ve
Sa nalevinao tsotra izao
Moa ve mba fantatrao fa ho avy Izy
Hanadina ny asanao
Hampilaza tononkira.serasera.org ireo talenta nomeny anao
Ry mpanompo nwsml tsara sady mahatoky
Nahatoky tamin’ny kely ianao
Ho tendreko ho mpanapaka ny be
Ka midira e, midira amin’ny
Fifalian’ny Tomponao
Efa nomena maimaim-poana isik’izao
Nisy ny dimy, ao ny roa sy ny iray
Nomena anao, arak’izay fahaizanao
Nalevinao ve reo talenta efa azonao
‘Zay kely anananao mbola ruld esorina aminao
Raha nampiasaina nampitomboina izy ireny
Faly ny Tompo mankasitraka anao
Nataonao aiza e ny talenta nomeny ixtnga anao
Mba nampiasaina ve, nampitomboina ve
Sa nalevinao tsotra izao
Moa ve mba fantatrao fa ho avy Izy
Hanadina ny asanao
Hampilaza tononkira.serasera.org ireo talenta nomeny anao
Ry mpanompo nwsml tsara sady mahatoky
Nahatoky tamin’ny kely ianao
Ho tendreko ho mpanapaka ny be
Ka midira e, midira amin’ny
Fifalian’ny Tomponao
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 734
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:39
